Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wiktionary
Tadiavo

Wiktionary:General disclaimer

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

VOTOATINY

Ny Wikibolana dia raki-bolana iray malalaka iaraha-manamboatra eto amin'ny Aterineto, olon-tsotra tahaka ianao no manova ary mamorona ny votoatiny araka izay tiany. Toerana hametraham-botoatiny ihany no anjara asan'ny fikambanana Wikimedia Foundation eto fa tsy votoatiny.

LISANSA

Fantaro fa mitondra ny lisansa Creative Commons Attribution Share-Alike 3.0 — izany hoe lisansa malalaka — avokoa ny votoatiny (lahatsoratra) voatahiry ato. Raha tsy tianao hozarazaraina ary hovaovaina am-pahalalahana ny lahatsoratrao, aza alefa ilay izy. Ary miangavy ianao izahay hitahiry ny lahatsoratra nosoratanao na avy amina loharano malalaka araka lisansa na avy amina loharano hafa tsy iharan-jom-pamorona.Aza mampiasa tahirin-kevitra iharan'ny zom-pamorona raha tsy nahazo alalana avy amin'ny tompony !

Jereo eto ho an'ny antsipirihan'ny fepe-pampiasan'ny lisansa Creative Commons

Hita tao amin'ny "https://mg.wiktionary.org/w/index.php?title=Wiktionary:General_disclaimer&oldid=27825517"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp