Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wiktionary
Tadiavo

àvana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

àvana

  1. Fisehoan-javatramiseho eny amin' nyhabakabakarehefa avy nyorana, izaymitadyendrikaandohalambolehibemifandray amin' nyfaravodilanitra, arymanana loko fitofototra (mena, volondaoranjy, mavo,maitso,manga,angana, volomparasy).Ahosotra ho mariky ny fitsaharan' nyorana izy ity.
    • jereo ange iry avana!
    • Rehefa vita ny famonoana dia latsaka ny erika, ary nisy avana
    • manana ny lokon'ny avana, na antsibenandriamanitra, tsara tarehy aoka izany.
  2. Karazana voly izaykarakaraina kaesorina nyahidratsymaniry eo aminy.
    • Efa tokony havana ity tanimbary itỳ fa be loatra ireo ahidratsy.
Jereo koa :avana,avana-
Hita tao amin'ny "https://mg.wiktionary.org/w/index.php?title=àvana&oldid=36621508"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp