Tetikasa rakibolana azon'ny tsirairay ovaina.
Izao dia ahitana pejim-bontoatiny5 093 654 izay manazava amin'nyteny malagasy ny teny fampiasan'ireofiteny miisa2 928 hita erak'izao tontolo izao.
Karazan-teny:anarana iombonana ·Matoanteny ·mpamaritra ·Tambinteny ·Pejy kisendra
NyWikibolana (amin'ny teny anglisy:Wiktionary) dia teny mitambatra avy amin'nywiki syrakibolana. Ity tranonkala ity dia tetikasa rakibolana iombonana izay azon'ny tsirairay andraisana anjara. Ny Wikibolana dia mampiasa ny fahazoan-dalanaCC-BY-SA 3.0 na GFDL. Izany dia midika fa ny asa rehetra eto amin'ny Wikibolana dia avoaka eo ambanin'ny fahazoan-dàlana CC-BY-SA 3.0. Ny mpandray anjara sy mpamaky dia afaka mandika sy mizara izany amin'ny fahazoan-dalana mitovy amin'ny lahatsoratra niandohana.
Ny Wikibolana dia manazava amin'ny teny malagasy ireo teny avy amin'ny fiteny rehetra, anisan'izany ny fiteny voatrolombelona sy ny teny noforonina, afa-tsy ireo fiteny tsy manana vondrom-piarahamonina mpiteny isan'andro. Tanjona ny ho lasa rakibolana lehibe amin'ny fiteny maro, manome dikan-teny, fanononana, etimolojia, bika matoanteny, fampiasana, fandikana, teny mifandraika, sns. Anisan'izany koa ny rakibolana malagasy, anglisy-malagasy, frantsay-malagasy, sinoa-malagasy, japoney-malagasy, voambolana, sy ny maro hafa.
Ny fandraisana anjara eto amin'i Wikibolana dia misokatra ho an'olon-drehetra. Raha toa ka mpikambana vaovao ianao, dia afaka manomboka amin'ny fijerena ny pejyTongasoa eto amin'ny Wikibolana. Ho fanampin'izany, afaka mahita ny fitsipika sy torolàlana manan-kery amin'nyPolitika sy Torolàlana.
Misy fepetra mifehy ny teny iditra eto amin'i Wikibolana. Raha mila fanazavana fanampiny, jereo nyPolitikan'ny famoahana. Rehefa manova teny iditra dia mila manaja ny zom-pamorona. Azonao jerena nyzom-pamorona sy nyFepetra fampiasana raha mila fanazavana fanampiny. Tsara vakina ihany koa nyNy tsy Tokony ho Wikibolana.
Ny Wikibolana misy amin'ny tenim-pirenena maro:anglisy,frantsay,alemana,espaniôla,italiana,rosiana,sinoa,koreana ary fiteny maro hafa. Jereo nylisitry ny fiteny rehetra raha mila fanazavana fanampiny.
Ny Wikibolana dia miasa amin'ny fikambanana tsy mitady tombonyFoundation any Kalifornia, Etazonia. Ny Wikimedia Foundation koa dia mitantana tetikasawiki isan-karazany.
Afrikaans ·Albaney ·Alemanina ·Anglisy ·Arabo ·Asirianina ·Bambara ·Belarosiana ·Bengali ·Danisy ·Diola ·Ejipsianina ·Espaniola ·Finoa ·Frantsay ·Goarani ·Grika ·Hawaiianina ·Hongariana ·Igbo ·Indonezianina ·Japoney ·Javaney ·Kantoney ·Koreana ·Latina ·Lingala ·Malagasy ·Malayalam ·Maori ·Nahuatl ·Nerlandey ·Nepaley ·Okrainianina ·Portogey ·Rosiana ·Seboanô ·Sinoa ·Tagalaoga ·Vietnamiana ·Wolof ·Xhosa ·Yoruba ·Zolo