Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Zon-kabakabaka

Avy amin'i Wikipedia

Nyzon-kabakabaka nalalàn'ny habakabaka dia sampan'ny taranja lalàna mifehy nyfitaterana ana habakabaka sy ny sata ara-dalàna mifehy ny fitaovam-pitaterana ana habakabaka ary ny fitsipika momba ny erana voajanahary (ny ampahan-kabakabaka) izay isidinany.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Zon-kabakabaka&oldid=965693"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp