Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Zanga

Avy amin'i Wikipedia

Nyzanga nadingadingana dia karazam-biby an-dranomasina, miendrikavaringarina sady malemy, matetika mitovy endrika amin' nykitsaotsao, iray karazana amin' nytsararavy sy nysokindriaka. Manana halavana mirefy 2 sm ny farany fohy ary migoatra ny 3 m ny farany lava (miendrikabibilava), raha mirefy 10 hatramin' ny 30 sm ny ankamaroany. Miaina any ambanin' ny ranomasina maneran-tany ny zanga.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Zanga&oldid=1039530"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp