Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Zafiraminia

Avy amin'i Wikipedia

NyZafiraminia naZafindraminia dia vahoaka silamo nonina tetoMadagasikara. Niseho teto amin' ny Nosy izy ireo, fara fahakeliny, zato taona talohan' nyAntemoro izay fantatra kokoa; matetika tsy miavaka ny fomban' ireo vahoaka roa tonta ireo. Araka nylovantsofina dia taranak' iRaminia izy ireo.

Nilaza ny mpitarika ny Zafiraminia maro fa taranaky ny fianakaviana nifindra avy tanyMaka (na Lameka) anyArabia Saodita ankehitriny ka hatranyMangalore[1] ary avy eo nankatyMadagasikara. Na izany aza dia mino ny manam-pahaizana sasany fa mety ho tanySumatra na tany amin' nyvahoaka bogy[2] anyBorneo ny fiaviany. Manohana ny Nylovantsofina nentim-paharazana hafa koa dia manohana ny fiaviana avy any Sumatra, satria ny hoeRamini dia toa anaran' i Sumatra tamin' nyAndro Antenatenany. Heverina fa tamin' ny taonjato faha-13 ny Zafiraminia no tonga voalohany teto Madagasikara[3][4].

Azo anovozan-kevitra

[hanova |hanova ny fango]
  • Randrianja, Solofo; Ellis, Stephen (2009).Madagascar: A Short History. University of Chicago Press. ISBN 978-0226704203.
  • Bruder, Edith (5 June 2008).The Black Jews of Africa: History, Religion, Identity. New York City: OUP USA. ISBN 9780195333565

Loharano sy fanamarihana

[hanova |hanova ny fango]
  1. I Mangalore dia tanàna seranan-tsambo lehibe ao amin' ny Fanjakan' iKarnataka anyIndia ankehitriny, eo anelanelan' nyRanomasin' i Arabia sy ny Ghats Andrefana, 352 km any andrefan' iBangalore.
  2. Ny Bogy dia foko ao Sulawesi Atsimo, any amin' ny faritany atsimo-andrefan amin' iSulawesi, nosy fahatelo lehibe indrindra anyIndônezia.
  3. Randrianja, Solofo; Ellis, Stephen (2009).Madagascar: A Short History. University of Chicago Press. pp. 62–63. ISBN 978-0226704203.
  4. Bruder, Edith (5 June 2008).The Black Jews of Africa: History, Religion, Identity. New York City: OUP USA. pp. 127–128. ISBN 9780195333565.
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Zafiraminia&oldid=1091759"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp