Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Vy miaina

Avy amin'i Wikipedia
Vy miaina

Nyvy miaina dia fitaovana mekanika mampiasa ny toetra mizozotry ny akora sasany (indrindra nymetaly) mba hitahirizanalahasa (angovo mekanika) na mba hamokarana hetsika. Afaka mitahiryangovon-toerana ara-pizozotra ny vy miaina rehefa tsindriana, ahinjitra na aolana, avy eo mamoaka izany amin' ny endrika angovo mekanika rehefa miverina amin' ny endriny voalohany. Mifandanja amin' ny fihalavany na ny fanidriana azy ny hery ampiharin' ny vy miaina.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Vy_miaina&oldid=1096000"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp