NyFirenen' ny Teza syFahefan' ny Teza dia fiarahana ara-miaramila eo amin' nyfirenena miaraka miady hifanandrina amin' nyFirenena mpiara-dia nandritra nyady lehibe faharoa. iBenito Mussolini, nyPraiminisitr'ItaliaFasista, no nanambara tamin' ny volanaoktobra 1936 ny fitsanganan' ny "Teza" iarahan' iItalia amin' iAlemaina izay hampivoatra ny toe-draharaha eorôpeana avy eo. Nanao fifanarahana hafa tamin' i Empiran' iJapàna ihany koa i AlemainaNazi tamin' izany fotoana izany.
Ireo firenena telo lehibe ireo no nohatevenin' ny firenena madinidinika maro hafa avy eo. Nifarana tamin' ny taona 1945 ny ady ka resy tamin' ireo herim-pahefan' ny Teza ary tapaka nyfiraisankinan-dry zareo.
Ireo tena goavana tamin'ny Teza no nikarakara nyVondro-kerin'ny TezaBerlin-Rome-Tokyo izay lasa ôfisialy tamin' ny Dinan' ny Tsy (Pacte d'Acier) sy nyDinan' ny Telotonta (Tripartite Pact). Ireto avy izy ireo: