Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Volavolan-dalàna

Avy amin'i Wikipedia

Nyvolavolan-dalàna dia rijanteny apetraky ny lehiben' ny Governemanta amin' ny anaran' nyGovernemanta ho dinihin' nyAntenimiera sy hanaovany latsabato mba handaniana azy na tsia ho lasalalàna. Noho izany, ny volavolan-dalàna dia tsy tokony afangaro amin' nytolo-dalàna izay miainga avy amin' ny fandraisana andraikitry ny ao amin' ny Antenimiera.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Volavolan-dalàna&oldid=1060948"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp