Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Vitaceae

Avy amin'i Wikipedia
Voaloboka (Vitis vinifera)

NyVitaceae dia fianakavian-javamanirymamonyroa ravin-tsimoka, ahitana karazana 700 hatramin' ny 910 mitsinjara amin' ny vondron-karazana 17 hatramin' ny 20, ao amin' ny filaharanaVitales (izay tsy manana afa-tsy io fianakaviana tokana io). Izy ireo dia voalohany indrindravahy nakirihitra, indraindrayzavamaniryahitra na matevina mitahiry rano, maniry any amin' ny ala mandon' ny faritra mafana. Karazana vitsy (ao amin' ny vondron-karazanaAmpelopsis syParthenocissus aryVitis) no tsy fahita afa-tsy any amin' ny faritra mananatoetany antonony any amin' nyilabolantany avaratra natoetany mediteraneana.

Fanasokajiana

[hanova |hanova ny fango]
Cyphostemma juttae

Nametraka an' io fianakaviana io mivantana eo amin' ny fototry nyRosidae nyfanasokajiana filôjenetika APG II (2003) ary ahitana ny karazana 70 amin' ny vondron-karazanaLeea izay napetraka taloha tao amin' ny fianakavianaLeeaceae. Nametraka ity fianakaviana ity ao amin' ny filaharanaVitales nyAngiosperm Phylogeny Website [21 Janoary 2008], safidy izay nohamafisin' nyfanasokajiana filôjenetika APG III (2009).

Fanakilasiana

[hanova |hanova ny fango]

Lisitry ny karazana

[hanova |hanova ny fango]
Ampelopsis glandulosa var.heterophylla
Tetrastigma leucostaphylum
Cissus nodosa
Ampelocissus latifolia
Parthenocissus quinquefolia

Inty ny lisitry ny vondron-karazana ao amin' nyVitaceae:

  • Acareosperma Gagnep.
  • Afrocayratia J.Wen, L.M.Lu, Rabarij. & Z.D.Chen
  • Apocissus Jackes & Trias-Blasi
  • Clematicissus Planch.
  • Nothocissus (Miq.) Latiff
  • Pseudocayratia J.Wen, L.M.Lu & Z.D.Chen
  • Pterisanthes Blume
  • Rhoicissus Planch.
  • Yua C.L.Li

Vondron-karazana misy eto Madagasikara

[hanova |hanova ny fango]

Vondron-karazana maromaro ao amin' ny fianakavianaVitaceae no hita etoMadagasikara. Misy amin' izy ireo ny teratany ary misy ny tsy fahita afa-tsy eto amin' ny Nosy:

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Vitaceae&oldid=1130503"

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp