Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Virijiny (fanandroana)

Avy amin'i Wikipedia
Ny evan' ny Asombola

NyVirjiny naAsombola no vintana fahenina amin' ny fanandroana manaraka nyzôdiaka. NyLiona no eo alohany ary nyMizana no manaraka azy.

Sary maneho ny Virijiny
Antokon-kintan' ny Virijiny

Ny antokon-kintana Virijiny sy ny zôdiaka

[hanova |hanova ny fango]

Ny fotoana andalovan' nymasoandro eo amin' nyantokon-kintan' ny Virijiny dia manomboka amin' ny 16 Septambra ka miafara amin' ny 30 Oktobra. Ny fari-potoan' ny Virijiny araka nyzôdiakan-kintana (frantsay:zodiaquesideral) dia hatramin' ny 16 Septambra ka hatramin' ny 15 Oktobra. Ny Virijiny ao amin' ny zôdiakam-panandroana mahazatra (zôdiaka mikisaka; frantsay:zodiaque tropical) dia manomboka amin' ny 23 Septambra ka miafara amin' ny 22 Oktobra.

LionaVirijinyMizana
Antokon-kintana10 Aogositra - 16 Septambra16 Septambra -  30 Oktobra30 Oktobra - 20 Novambra
Zodiakan-kintana16 Aogositra - 15 Septambra16 Septambra -  15 Oktobra16 Oktobra - 15 Novambra
Zodiaka mikisaka23 Jolay - 22 Aogositra23 Aogositra -  22 Septambra23 Septambra - 22 Oktobra

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Virijiny_(fanandroana)&oldid=1077843"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp