Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Viraty

Avy amin'i Wikipedia
Ny viraty tsy voadio

Nyviraty naalominiôma dia zavatra simika manana evaAl (avy amin' nyteny latina hoeAluminium) sy mananaisa atômika 13. Ny viraty dia zava-dehibe eto an-Tany satria viraty ny 1,5 %n' nylanja tontaliny.

Ny viraty voavoatra

Ny viraty diametaly mangirangirana ary malemy. Fantatra amin' izy sarotra harafesina ary amin' ny hamaivany.

Izy io anefa dia mora harefesina fa amin' ny rivotra iainana. Ny faritra mikasika ny rivotra iainana dia mivadika tsikelikely ho ôksida viraty (Al2O3) miaro ny sisan' ny metaly ary miverina haingana raha ohatra ka kikisana, izy mivadika harafesina io dia tenenina hoe "protection cinétique" fa tsy "protection thermodynamique" satria mora harafesina ihany ny viraty.

Ny viraty dia alaina avy amin' nybaoksita, akora mineraly misy ôksida misy rano angalana nyaliomina. Azo alaina avy amin' ny nefelina, ny leosita, ny silimanita, ny andalozita ary avy amin' ny moskôvita koa izy.

Ny viraty dia ampiasain' ny indostria anaovana zavatra maro samihafa ary zava-dehibe izy ao amin' ny toekaren' ny tany. ISina dia mpamoaka viraty lehibe, eo alohan' nyAmerika Avaratra (Etazonia syKanada).

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova |hanova ny fango]
Mbolaambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Viraty&oldid=1083411"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp