Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Vilo-maina

Avy amin'i Wikipedia
Vilo-maina

Nyvilo-maina diavilona azo avy amin' nyzavamaniry nokapaina, nohamainina ary tehirizina ho sakafon' nybiby mpihinana ahitra amin' ny vanim-potoana sy nyfizaràn-taona ratsy na vanim-potoan' nyhain-tany ohatra, izay tsy azo ahafahan' nybiby fiompy mihinana ahitra eny amin' nykijana. Izany vilona izany dia matetika nalaina teny amin' ny kijana nasahalava.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Vilo-maina&oldid=1074217"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp