Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Velarana (jeômetria)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'nyVelarantany)
Ny velaran' nyefamira eto dia 4 (izany hoe 2x2).

Amin' nymatematika, nyvelarana dia haben' ny endrika sasany amin' nylemaka na voho amin' nyjeômetrian' ny habaka.

Ny fampivoarana io hevitra matematika io dia mifandray amin' ny fanaovana ho voasaina ny fikajiana ny haben' ny tany fambolena, amin' ny fampiasana teknika fandrefesana. Ity fikajiana miaraka amin' ny ventim-pandrefesana ity dia antsoina ankehitriny hoe velaran-tany. Mety hoisavoatsapamiabo na tsy efa - ho an' ny faritra sasany toy nylemaka jeômetrika amin' ny ankapobeny - ny refin' ny velarana iray.

Teknika isan-karazany no novolavolaina handrefesana ny velarana, manomboka amin' ny fomba fikajiana ny tsy azo zaraina ka hatramin' ny fikajiana manamba-be sy ny fomba fiasa mampiasa vina toy ny fomba fiasan' i Monte Carlo.

Raha ny nosy eran-tany no resahina dia iMadagasikara no fahefatra lehibe indrindra. Raha tia ny handalina mihoatra kokoa momba ny velaran-tanin'ny nosy tsirairay avy ianao dia vangio ny takelaka :http://encyclopedia.laborlawtalk.com/List_of_islands_by_sizeArchived Aprily 6, 2005 at theWayback Machine.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Velarana_(jeômetria)&oldid=1096306"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp