Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Vatomamy

Avy amin'i Wikipedia
Vatomamy

Nyvatomamy dia zava-pihinana vita amin' nysiramamy sy fangaro hafa koa, izay mety hahenoana tsiron-tsakafo masira na somary marikivy koa, miseho amin' ny loko samihafa. Amidy tsirairay na maro anaty kitapo kely na an-tokony na lanjaina ny vatomamy. Tsenam-barotra eran-tany mampidi-bola ny tsenan' ny vatomamy. Matetika izy no atao valisoa ho an' nyankizy izay tena kendrena amin' ny fanamboarana azy. Miovaova arakaraka ny fomba fanamboarana sy ny fahaiza-manaon' ny mpanamboatra vatomamy ny habetsahan' ny siramamy ao anaty vatomamy.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Vatomamy&oldid=1057497"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp