Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Varotra

Avy amin'i Wikipedia

Nyvarotra dia hetsika, rafitra na fomba fahazoanavola amin' ny alalan' ny fifanakalozana entana na raharaha amin' ny hafa.

Antsoinabusiness izay fikambanana ka orinasa izay manome entana, raharaha, na izy roa, ho an' ny mpividy. Mihazakazaka nybusiness amin' ny toekarenakapitalista, samy manana ny tompony izy ireo ankoatran' ny fanjakana ary ny amoronanabusiness dia hahafahana mahazo vola hampanan-karena ny tompony.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Varotra&oldid=1071802"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp