Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Umm Habiba

Avy amin'i Wikipedia
Ny anaran' i Umm Habiba

IRamla bint Abi-Sufyan, izay fantatra ihany koa amin' ny hoeUmm Habiba, dia iray amin' ny vadin' iMohamady. Atao hoe رُمْلَة بِنْت أَبِي سُفْيَان na أُمّ حَبِيبَة izy amin' nyteny arabo. Teraka tamin' ny taona 594 tanyMeka izy ary maty tamin' ny taona 665 tanyMedina. Taloha i Umm Habiba dia vadin' ny rahalahin' i Saynab, 'Ubaydallāh b. Jahsh, izay niara-nifindra monina tanyAbisinia. Nanambady an' i Mohamady tamin' ny taona 628 tany ho any izy rehefa niverina avy tany Khaybar. Maty tamin' ny taona 665 teo ho eo izy.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Umm_Habiba&oldid=1074435"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp