Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Ulmaceae

Avy amin'i Wikipedia
Ulmus laciniata

NyUlmaceae dia fianakavian-javamaniry mamony,dikôtiledôna, ao amin' ny filaharanaRosales. Ahitana karazany 45 hatramin' ny 200 eo ho eo mitsinjara amin' ny vondron-karazana 7 hatramin' ny 15 izy io.Hazo nahazobotry izy ireo, miparitaka be any amin' ny faritra manana toetany antonony sy amin' ny faritra manana toetany trôpikaly.

Namboarina indraindray ity fianakaviana ity mba hampidirana nyCeltis sy ny namany nefa manondro ny fanadihadiana nataon' nyAngiosperm Phylogeny Group fa apetraka ao amin' ny fianakavianaCannabaceae ireo karazana ireo. Misy fanasokajiana mampiditra ny vondron-karazanaAmpelocera ao aminy.

Vondron-karazana

[hanova |hanova ny fango]
  • AmpeloceraKlotzsch 1847 (12 spp.)
  • HemipteleaPlanch. 1872 (1 sp.)
  • HolopteleaPlanch. 1848 (1 sp.)
  • PhyllostylonBenth. 1880 (2 spp.)
  • PlaneraJ.F.Gmel. 1791 (1 sp.)
  • UlmusL. 1753 (40 spp.)
  • ZelkovaSpach 1841 (6 spp.)
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Ulmaceae&oldid=1130233"

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp