Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

UNIX

Avy amin'i Wikipedia
Vanim-potoana sy ny fivoaran'ny UNIX

NyUNIX diarindrankajy mpandrindra (sokajympandrindra milina na operating system)nymilina fikajiana nampikajy namboarin'ny orinasaAT&TBell Labs. NyUNIX no loharanon'nympandrindra milina rehetra amin'izao fotoana ary voafidy ho laharana voalohany amin'nyrindrankajy rehetra noforonin'nyolombelona hatramin'izao. NyLinux,Windows,MacOS, sy nympandrindra milina hafa dia miankina amin'nyUNIX avokoa.

Ny tantarany

[hanova |hanova ny fango]

Nysoftware mpandrindraUNIX dia namboarina ho fampiasana amin'nymilina fikajiana lehibe (workstation na supercomputer). Nymilina fikajiana lehibe dia nampiasaina tamin'ny fikarohana nataon'ny orinasa lehibe maro. Ohatra,NASA amin'ny fanamboarana misiona mankany amin'nysatelita voajanaharyvolana,planetymarsa sy ny fikajiana fanamboaranabaomba atomika anaovanarokety-nyfiaramanidina mivaoka nyatimosifera tamin'ny taona1960 ka hatramin'izao,General Electric amin'ny fandrindrana nyherin'aratra,AT&TBell Labs amin'ny fandrindrana nytelefonina sy nyfampitam-baovao.Nyoniversite koa dia nananamilina fikajiana lehibe ka afaka nanamboatra sy nanitatra ilayrindrankajy. Anisan'izany iMIT syUC Berkeley izay samy manana ny marikaUNIX-ny avy fantatra hoeMultics sy nyBSD (Berkeley Software Distribution).

Ny karazany

[hanova |hanova ny fango]

Misy karazany maro nyUNIX ka anisan'ny malaza nyBSD,Solaris,Mac OS X, ary nyLinux. Misy ny entam-barotra ary misy koa ny azo ampiasaina maimaimpoana. Ny sary dia mampiseho ny karazany azo ampiasaina amin'izao fotoana izao ka misy sokajy maromaro eo ny sokajyBSD, sokajySystem III&V), ary ny sokajyGNU project.


Vangio koa

[hanova |hanova ny fango]

Ivelany rohy

[hanova |hanova ny fango]

Boky azo jerena

[hanova |hanova ny fango]

...

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=UNIX&oldid=768553"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp