Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Tsingerin' i Metôna

Avy amin'i Wikipedia

Nytsingerin' i Metôna natsingerina metônika dia fe-potoana marikitra iraisan' ny tsingerim-pihodinan' nyTany amin' nyMasoandro sy ny tsingerim-pihodinan' nyVolana amin' ny Tany. Izany dia fampifandraisana ny fari-potoana 235 tsingerim-bolana amin' ny 19 taona ka ity farany ity dia latsaka 27 minitra sy 33 segondra (elanelana azo tsinontsinoavina). Noho izany dia mifanojo ny daty mitovy ao amin' ny taona sy ny endriky ny Volana (tsinana, sns) isaky ny 19 taona katroka. Nefa isaky ny 312,5 taona dia miangona io elanelana io ka mahatratra iray andro feno.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Tsingerin%27_i_Metôna&oldid=1059014"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp