Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Tontolo Vaovao

Avy amin'i Wikipedia
Sarin-tany maneho nyTontolo Vaovao (miloko maitso) sy ny Tontolo Tranainy (miloko volombatolalaka)

NyTontolo Vaovao dia iAmerika sy iÔseania, mifanohitra amin' nyTontolo Tranainy (Eorôpa syAfrika aryAzia). Nampiasaina tamin' ny taonjato faha-16 ny teny hoeTontolo Vaovao mba hilazana ireo tany vao hitan' ny Eorôpeana any ampitan' nyRanomasimbe Atlantika, rehefa nazava fa ilay nantsoina hoe "India Andrefana", raha ny marina, dia kôntinenta, vaovao amin' ny Eorôpeana. Ilay mpanao sarin-tany atao hoe Martin Waldseemüller no nanome anarana azy hoe "Amerika" tamin' ny taona 1507, mba hanomezam-boninahitra an' i Amerigo Vespucci, mpahita tany vaovao.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Tontolo_Vaovao&oldid=1046532"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp