Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Tokantrano

Avy amin'i Wikipedia
Familienidylle, sary nataon' i Aimé Pez, 1839

Nytokantrano dia vondrona ahitanaolona iray na maromaro miraytrano sy mandray anjara amin' nytoekaren' io vondrona io. Mety hofianakaviana tokana na karazana vondrona hafa izany. Anisan' ny mpandray anjara amin' ny toekarem-pirenena ny tokantrano.

Ny tokantrano no singa fototra amin' ny famakafakana amin' ny môdelim-piarahamonina maro sy amin' ny môdelin' nymikrôekônômia ary ao amin' ny môdelin' ny governemanta, ary manan-danja amin' ny toekarena sy ny resaka momba ny fandovana.

Mety hahitana fianakaviana, fianakaviana mifangaro, trano ifampizarana, trano iraisan' ny vondrona maromaro, trano fiantranoam-pianakaviana, sns ny môdelin-tokantrano. Ao amin' ny fiarahamonina tompomenakely, ny fianakavian' nympanjaka sy ny ankohonan' ny mpanankarena tamin' nyAndro Antenatenany dia nahitana mpiasa an-trano sy mpanompo hafa.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Tokantrano&oldid=1096743"

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp