Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Tetiandro hindoa

Avy amin'i Wikipedia

Nytetiandro hindoa diatetiandro manara-bolana sy masoandro izay ahitana fanova arakaraka ny faritra ampiasana azy: nyfanjakana indiana isnisany dia manana ny fomba fijeriny ary iPakistàna dia manana ny azy koa. Ny andro voalohany ao amin' ny taona voalohany amin' ny tetiandro hindoa dia mifanandrify amin' ny 23Janoary 3102 tal. J.K. ao amin' nytetiandro gregôriana. Ireto ny anaram-bolana ao amin' io tetiandro io:Chaitra, Vaishākh, Jyaishtha, Āshādha, Shrāvana, Bhādrapad, Āshwin, Kārtik, Mārgashīrsha, Paush, Māgh aryPhālgun.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
    Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Tetiandro_hindoa&oldid=1079411"
    Sokajy :

    [8]ページ先頭

    ©2009-2026 Movatter.jp