Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Terbiôma

Avy amin'i Wikipedia

Nyterbiôma diametaly mivolom-bolafotsy, somary makitroka sady mora volavolaina, ao amin' ny vondron' nylantanida sady anisan' nymetaly mavesatra ao amin' nytany hamatra. Aseho amin' ny alalan' ny evaTb izy sy manana laharana atômika 65 ary mananalanja isam-bentin-kadiry 8,23 mg/sm3.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Terbiôma&oldid=1117549"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp