Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Tendrombohitra Hermôna

Avy amin'i Wikipedia
Ny Tendrombohitra Hermôna

NyTendrombohitra Hermôna dia sampahom-tendrombohitra farany atsimo amin' ny tandavan-tendrombohitra Anti-Libanona. Ny tampony dia mamaky ny sisintany manelanelana an' iSiria sy iLibàna ary 2 814 m ambonin' ny haavon' nyranomasina, no avo indrindra any Siria. Ny lemaka atsimon' ny tendrombohitra Hermôna dia mipaka hatrany amin' ny faritra zanahin' ny Israeliana, iGolàna, izay misy ny toeram-pialan-tsasatra manana haavo ambonin' ny ranomasina 2 040 m.

Amin' nyteny arabo io tendrombohitra io dia atao hoe جبل الشيخ /Jabal al-Shaykh na جبل حرمون /Jabal Haramun; amn' nyteny hebreo dia atao hoe אְְֶַֹןֹןֹן /Har Hermon.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Tendrombohitra_Hermôna&oldid=1084877"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp