Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Teboka

Avy amin'i Wikipedia

Nyteboka dia mari-panoratana ampiasaina amin' ny fomba maro hampitana hevitra isan-karazany ka ny tena fantatra dia ny mahamari-piatoana azy, izy manana izao endrika anaty fobon-teny izao (.). Ampiasaina ny teboka rehefa manoratra mba hamaranana nyfehezanteny iray na izay andian-teny tiana hotaperina sy hosarahina mazava amin' ny hafa; na hanehoana fa nofohezina ilayteny na andian-teny ka ny tapany hahatsiarovana azy ihany (litera iray na vitsy) no sisa. Ampiasaina amin' ny sehatra maro koa ny teboka ho famantarana na eva manokana izay faritan' ny taranja misahana io sehatra io.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Teboka&oldid=1037274"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp