Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Taratasy zozoro

Avy amin'i Wikipedia
NyBokin' ny Maty egiptiana, vita amin' ny taratasy zozoro.
Cyperus papyrus

Nytaratasy zozoro napapirosy napapiry dia taratasy fanoratana azo avy amin' ny fikarakarana ny tahon' ny zavamaniry iray izay karazanazozoro (Cyperus papyrus). Ny anarana hoepapirosy napapiry dia avy amin' nyteny grika hoe πάπυρος /papyros, izay atao amin' nyteny latina hoepapyrum napapyrus. Efa tany amin' ny 5 000 taona lasa tany no nahitan' ny olona ny fomba fanamboarana ny taratasy zozoro ary nampiasa azy io nyEgiptiana taloha sy ny mponina manodidina nyRanomasina Mediteranea taloha.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Taratasy_zozoro&oldid=1045965"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp