Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Taompolo

Avy amin'i Wikipedia

Nytaompolo nafolo taona dia fe-potoana misytaona miisa folo mifanarakaraka. Ny laharany ao anatin' nytaonjato iray no atao anaran' ny taompolo iray. Ny taona voalohany ao amin' ny taonjato iray dia an' ny taompolo voalohany. Ny taona 2023 dia ao anatin' ny taompolo fahefatra ao amin' ny taonjato faha-21.

Taona sy taompolo ao amin’ ny taonjato faha-21
TaonaTaompolo
2001-2010Taompolo voalohany na taompolo 2010
2011-2020Taompolo faharoa na taompolo 2020
2021-2030Taompolo fahatelo na taompolo 2030
2031-2040Taompolo fahefatra na taompolo 2040
2041-2050Taompolo fahadimy na taompolo 2050
2051-2060Taompolo fahenina na taompolo 2060
2061-2070Taompolo fahafito na taompolo 2070
2071-2080Taompolo fahavalo na taompolo 2080
2081-2090Taompolo fahasivy na taompolo 2090
2091-2100Taompolo fahafolo na taompolo 2100

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Taompolo&oldid=1059629"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp