Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Talata

Avy amin'i Wikipedia

NyTalata diaandro faharoa ao amin' nyherinandro raha nyAlatsinainy no andro voalohany, fa andro fahatelo kosa raha nyAlahady ny andro voalohany. Amin' nyMalagasy manaja ny nentin-drazana dia andro fahenina izy raha manomboka amin' nyAlakamisy ny herinandro.

Fiforonan-teny

[hanova |hanova ny fango]

Nyteny malagasy hoeTalata naAtalata dia avy amin' nyteny arabo hoe الثلاثاء /ath-thulathā’.izay midika hoe "ny telo" na "ny fahatelo".

Ny Talata eo amin' ny kolontsaina malagasy

[hanova |hanova ny fango]

Ny finoan-drazana malagasy momba ny andro Talata

[hanova |hanova ny fango]

Andro natokana hivoahan' nyAndriana sy fananterana ny zavatr' andriana ny andro Talata. Io no tsara hivoahan' ny tafika fa tsy ny Alatsinainy. Tsy azo atao ny mamangy manjò amin' ny Talata[1].

Ohabolana momba ny andro Talata

[hanova |hanova ny fango]
  • Basy tapaka talata: tsy ananan-tsininy.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana

[hanova |hanova ny fango]
  1. "Talata",Rajemisa-Raolison Régis,Rakibolana malagasy, 1985.
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Talata&oldid=1062483"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp