Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Takilodambo

Avy amin'i Wikipedia
Takilodambo na agy (Mucuna pruriens)

Nytakilodambo naagy dia karazana zavamaniry mamony, ao amin' ny fianakavianaFabaceae, malailay, atahorana indrindra noho ny fangidihidy mahery vaika aterany. Izy io dia maniry isan-taona, hita any amin' ny faritra mafana anyIndia, atyAfrika ary anyAntilia. Ny anarany ara-tsiansa diaMucuna pruriens naDolichos pruriens. Malaza amin' ny fangidihidy lozan-tany aterany ity zavamaniry ity, indrindra ny raviny maitso sy ny voany. Izy io koa dia miteraka fivontosana mena be miaraka amin' ny fangidihidy. Ny takilodambo dia matetika ampiasaina eran' izao tontolo izao hataovilona syzezika maitso.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Takilodambo&oldid=1096118"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp