Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

TV Globo

Avy amin'i Wikipedia

TV Globo (fantatra taloha hoeRede Globo) dia tambajotran-tserasera fahitalavitra malalaka anyBrezila, natombok'ilay tompona haino aman-jeryRoberto Marinho ny 26 aprily 1965. An'ny mpiara-miasa amin'ny mediaGrupo Globo, izay manana ny lehibe indrindra amin'ny fananany. Globo no tambajotran-tserasera fahitalavitra lehibe indrindra anyAmerika Latina ary tambajotra fahitalavitra faharoa lehibe indrindra eto an-tany ao ambadiky ny tambazotranà fahitalavitraABCAmerika[1] ary mpamokatra telenovelas lehibe indrindra.[2] Izany rehetra izany dia mampalaza an'i Globo ho iray amin'ireo tambajotram-pahitalavitra manan-danja indrindra manerantany ary Grupo Globo dia iray amin'ireo vondrona media lehibe indrindra.[3]

References

[hanova |hanova ny fango]
  1. "Rede Globo se torna a 2ª maior emissora do mundo" (in Portuguese). O Fuxico. Archived fromthe original on 2012-05-14. Retrieved22 May 2012.{{cite web}}: CS1 maint: unrecognized language (link)
  2. "BRAZIL - The Museum of Broadcast Corporations". Archived fromthe original on 24 February 2017. Retrieved28 November 2017.
  3. Rede Globo. (2017). Retrieved fromhttps://brazil.mom-rsf.org/en/media/detail/outlet/rede-globo/Archived Martsa 31, 2022 at theWayback Machine
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=TV_Globo&oldid=1076879"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp