Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Strelitziaceae

Avy amin'i Wikipedia
Strelitzia reginae

NyStrelitziaceae dia fianakavian-javamaniry ao amin' ny filaharana Zingiberales, ahitana karazany 7 ao anatin' ny vondron-karazany 3. Izy ireo amin' ny ankapobeny dia zavamaniry misytaranjany (narizôma) avy amin' ny faritra trôpikaly sy sobtrôpikaly toy nyStrelitzia reginae izay teratany anyAfrika Atsimo na nyRavenala madagascariensis (ravinala) tsy manam-paharoa sy famantarana an' iMadagasikara. Ireo zavamaniry ireo dia manana voniny izay sady lahy ny vavy. Amin' ny ankapobeny dia nyvorona (kilasyAves) na nyramanavy (filaharanaChiroptera) no miantoka ny famindrana nyvovobony.

Lisitry ny vondron-karazana sy ny karazana

[hanova |hanova ny fango]

Lisitry ny vondron-karazana

[hanova |hanova ny fango]
Phenakospermum guyannense

Inty ny lisitry ny vondron-karazana araka nyWorld Checklist of Selected Plant Families (WCSP)(22Avr. 2010), nyAngiosperm Phylogeny Website(19Mey 2010), nyNational Center for Biotechnology Information (22Avr. 2010) aryDELTA Angio(22Avr. 2010):

Lisitry ny karazana

[hanova |hanova ny fango]
Ravenala madagascariensis

Inty ny lisitry ny karazana isaky ny vondron-karazana araka nyWorld Checklist of Selected Plant Families (WCSP)(22 avr. 2010):

  • PhenakospermumEndl. (1833)
    • Phenakospermum guyannense(A.Rich.) Endl. ex Miq. (1845)
  • Ravenala Scop.(1777)
  • StrelitziaAiton (1789)
    • Strelitzia alba(L.f.) Skeels (1912)
    • Strelitzia caudataR.A.Dyer (1946)
    • Strelitzia juncea(Ker Gawl.) Link (1821)
    • Strelitzia nicolaiRegel & K.Koch (1858)
    • Strelitzia reginaeBanks ex Aiton (1789)
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Strelitziaceae&oldid=1118658"

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp