Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Soroka

Avy amin'i Wikipedia
Soroka

Nysoroka dia faritry ny tena eo amin' ny fihaonan' ny vatana sy ny rantsam-batana ambony, izay misytaolana telo: ny taolampanavy sy ny rangomaina ary ny taolan-tsandry, ary koa ny nofotra sy ny rohinofo ary nyhozatra manapy azy.

Ny soroka dia tokony ho afa-mihetsika tsara hahafahan' nysandry sy ny tanana mihetsika malalaka, ary tokony ho marin-toerana tsara hahafahana manatanteraka hetsika toy ny fanaingana sy ny fanosehana ary ny fisintonana.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Soroka&oldid=1077801"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp