Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Sochi

Avy amin'i Wikipedia
Sochi
Velarantany176,77km2
Isan'ny mponina343,334
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Rosia
Fanjakana
FaritanyKrasnodar Krai
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaSochi

ISochi (naSotchi araky fanoratana frantsay) dia tanàna ao amin' nykrain' i Krasnodar, aoRosia. Atao hoeСочи izy amin' nyfiteny rosiana;სოჭი amin' nyfiteny jeôrjiana;ШәачаSheacha amin' nyfiteny adigey. Eo moron' nyRanomasina Mainty no misy azy, aoKaokazy rosiana, izay an' iJeôrjia taloha. Ny isan' ny mponiny tamin' ny 2013 dia 368 011. Toerana nanatanterahana nyLalao Olimpikan-dririnina tamin' ny taona 2014 ilay tanàna.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Sochi&oldid=1119921"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp