Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Sihoa

Avy amin'i Wikipedia
Sihoa

Nysihoa dia fitoeran-javatra miendrikavaringarina nakitsoloha voatapaka, ary fisaka amin' ny ankapobeny ny fanambaniny, ary misy tahony vita amin' nymetaly miforitra toa antsasa-paribolana na amin' ny endrika hafa fitondrana azy. Ampiasaina amin' ny fitaterana ranon-javatra izy io ary indraindray ny zavatra mivaingana. Mety hatao fitehirizana akora indostrialy sasany na vokatra ara-tsakafo ihany koa izy io, ka misy sarony mihidy.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Sihoa&oldid=1082623"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp