Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Sichuan

Avy amin'i Wikipedia
Szechuan
Firenena Sina
Velarantany485 000km2
Isam-ponina87 250 000 mpo.
Hakitroka
RenivohitraChengdu
Ben'ny faritanyJiang Jufeng


Ny faritanin'i Szechuan

Szechuan (anarany sinoa四川省 izay dikaina soratra hoeSìchuān Shěng araka ny dikan-tsoratrapinyin) dia faritany iray ao amin'nyRepoblika Entim-bahoakan'i Sina. Ny renivohiny diaChengdu.Ny isam-poniny dia 87 250 000 mponina. Ny laharam-pehitany ary ny laharanjarahasin'ilay faritany dia 25° 58' hatramin'ny 34° 19' N ary 97° 21' hatramin'ny 108° 32' E.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Sichuan&oldid=629425"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp