Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Siberia

Avy amin'i Wikipedia

ISiberia dia faritra midadasika mahafaoka ny tapak’ iRosia aoAzia, feran’ ny tendrombohitraOraly ao andrefana, nyRanomasimbe Arktika ao avaratra, nyRanomasimbe Pasifika ao atsinanana ary iSina sy iMôngôlia ary iKazakstàna ao atsimo. Marikitra ny 13 100 000 km2 ny velarany sady onenan’ ny olona miisa 35 000 000 any ho any.

Tontolon' ny zavamaniry taiga any Siberia

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

[hanova |hanova ny fango]

Fizaràm-paritra hafa ao Azia

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Siberia&oldid=1094032"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp