Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Savazoro

Avy amin'i Wikipedia
Sary maneho ny savazoro iray(d) ao amin' nygoba.

Nysavazoro diakantsana (tsipika mahitsy) miala avy amin' nyzoro iray mankamin' ny zoro iray hafa ao amin' nymarolafy na nymarozorondemaka iray. Mitombo isa arakaraka ny isan' nylafy na ny tava ny savazoron' ny marolafy. Nytelolafy, ohatra, manana savazoro telo, fa nyefadafy mahazatra toy nyefamira sy nymahitsizoro kosa manana efatra.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Savazoro&oldid=1037207"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp