Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Saint Petersburg

Avy amin'i Wikipedia

59°56′15″N30°18′31″E /59.9375°N 30.308611°E /59.9375; 30.308611

Saint Petersburg
VelarantanyNC
Isan'ny mponina5 281 579 (2 017)
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Rosia
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

ISaint Petersburg no tanàna faharoa lehibe indrindra aoRosia raha ny isan' ny mponina no heverina, izay misy mponina 5 281 579 tamin' ny taona 2017, aorian' ny renivohitraMôskoa. Imbetsaka i Saint Petersburg no niova anarana: novana anarana hoePetrograd (rosiana: Петроград /Petrograd) tamin' ny taina 1914 ka hatramin' ny 1924, avy eoLeningrad (rosiana: Ленинград /Leningrad) tamin' ny taona 1924 ka hatramin' ny 1991, alohan' ny hiverenana amin' ny anarany voalohany taorian' ny fitsapan-kevi-bahoaka tamin' ny taona 1991. Atao hoe Санкт-Петербу́рг /Sankt-Peterbourg, izy amin' nyteny rosiana.

Renirano

[hanova |hanova ny fango]

Neva syMoika.

Tantara

[hanova |hanova ny fango]
    Search Wikimedia Commons I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i :Saint Petersburg
    Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Saint_Petersburg&oldid=1108800"
    Sokajy :

    [8]ページ先頭

    ©2009-2026 Movatter.jp