Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Saikanosy Italiana

Avy amin'i Wikipedia
Sarin'ny Saikanosy Italiana nalaina tamin'ny satelita.

NySaikinosy Italiana naSaikanosy Italika diasaikanosy hita ao amin'ny ampahany be amin'ny tanin'iItalia (afa-tsy ny ampahany avaratra toa an'i Alpa sy ny lemak'i Pô, ary ireo nosy rehetra toa an'i Sisilia sy i Sardaina) sy ny nosySan Marino ary iVatikàna. Iray amin'ireo saikanosy telo aoEorôpa Atsimo izy, ka ny roa hafa dia nySaikanosy Iberika sy nySaikanosy Balkanika.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Saikanosy_Italiana&oldid=1126815"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp