Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Sôsialisma

Avy amin'i Wikipedia

Nysôsialisma dia rafitra ara-toekarena sy ara-pôlitika ahitana mpiasa, amin' ny toeran' ny mpampiasa, izay mifehy ny fitaovam-pamokarana, toy ny milina sy ny toeram-pambolena. Ny olona manohana izany fiarahamonina miara-miasa izany dia antsoina hoe sôsialista. Finoana manan-danja ny hoe natao hampiasain' ny vahoaka fa tsy natao hahazoan-tombony ara-bola ny famokarana servisy sy entana. Mino ihany koa ny sôsialista fa ny zavatra rehetra amin' ny fiarahamonina dia vokarin' ny asa iarahan' ny vahoaka.

Misy karazany maro ny sôsialisma, ka tsy misy famaritana tokana azo ampiharina amin' izy rehetra; na izany aza, amin' ny karazany rehetra, ny mpiasa no tompon' ny fitaovam-pamokarana. Ny fahasamihafana lehibe eo amin' ny karazana sôsialisma samy hafa dia ny anjara asan' nytsena malalaka, ny fomba fizakam-pananana, ny fomba famokarana, ny andraikitry ny fitantanana ny mpiasa ary ny anjara asan' nygovernemanta eo amin' ny toekarena.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Mbolaambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Sôsialisma&oldid=1087769"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp