Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Sôsiôlôjia

Avy amin'i Wikipedia

Nysôsiôlôjia dia taranjaara-tsiansa mikaroka fanazavana sy fahatakarana momba ny tranga hita maso eo amin' nyfiarahamonina, mandalina ny fifandraisana ara-piarahamonina izay mamokatra ny maha izy-azy ny olona, ny andrim-piarahamonina, ny rafi-pandaminana, nykolontsaina, ny sarangam-piarahamonina, ny fitsipiky ny fiarahamonina, ny ady sy ny fifandirana, ary koa ny fanaon' ny vondrona ara-piarahamonina rehetra tsy azo hazavaina amin' ny alalan' ny fandinihana ny saina na ny mahazavamananaina ny mpikambana ao aminy.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Sôsiôlôjia&oldid=1114380"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp