Saritanin'i Roraima Sain'i Roraima IRoraima dia fanjakana federaly aoBrazila . Ny renivohiny diaBoa Vista . Ny velarantanin'ilay faritany dia 224 298,980 kilometatra toradroa ary ny isam-poniny dia 460 157.
Roraima dia manamorona ny fanjakana breziliana ao Pará sy Amazonas ary koa Venezoela sy Goiana .
Boa Vista ,Cantá ,Caracaraí ,Caroebe ,Pacaraima ,Rorainópolis ,São João da Baliza ,Uiramutã ,Alto Alegre ,Bonfim ,Mucajaí ,Pacaraima ,Amajari ,Iracema ,Normandia (Roraima)
Roraima Ny hany fanjakana Breziliana manana fifandraisana amin'i Roraima diaAmazonas , amin'ny alàlan'ny BR-174, izay mampifandray ireo kaominina any atsimo amin'ireo kaominina ao avaratr'ilay fanjakana, ary tompon'andraikitra amin'ny fampifandraisana an'i Brezila amin'iVenezoela ihany koa. Ny BR-174 dia 992 kilometatra ny halavany ary mamakivaky ny faritanin'ny fanjakana avy any atsimo ka hatrany avaratra, miampita ny Reniranon'iRio Branco (renirano) amin'ny haavon'i Caracaraí amin'ny alàlan'ny tetezana Caracaraí