Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Rôma

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'nyRoma)
Rôma

IRôma dia renivohitran' iItalia, eo amin' ny 22 km ny renivohitra nyRanomasina Tireniana. Misy mponina 2 718 700 ny ao (4 253 450 izany raha isaina ny tanàna manodidina miankina aminy). I Rôma no tanàna be mponina indrindra sy be velarana indrindra any Italia; fa kelikely koa ny tanàna manodidina azy rehefa ampitahaina amin' iNapoli sy iMilano.

Renivohitray nyEmpira Rômana i Rôma.Urbs no anarany tamin' io andro io. Mety fantatra koa izy miaraka amin' ny tanàna an-tanety fito (Aventino, Celio, Capitolino, Esquilino, Palatino, Quirinale, Viminale).

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Search Wikimedia Commons I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i :Rome
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Rôma&oldid=1095880"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp