Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Rhin

Avy amin'i Wikipedia
Rhin Basel

IRhin dia ony mirefy 1 232,7 km anyEorôpa Andrefana syAfovoany ary iray amin' ny lalan-drano be olona indrindra eran-tany. Atao hoeRhenus ny anarany amin' nyteny latina,Rhein kosa amin' nyteny alemana,Rhin amin' nyteny frantsay, aryRijn amin' ny tenyholandey. Anisan' ny tanàna lehibe indrindra miorina eo amoron' ny ony Rhin i Köln (anyAlemaina), iRotterdam (anyNederlandy), iStrasbourg (anyFrantsa) ary iBasel (anySoisa).

Sarintany maneho ny ony Rhin

Renirano manompo azy

[hanova |hanova ny fango]

Ireto nyrenirano (sakelidrano) manompo azy:

Tanàna andalovany

[hanova |hanova ny fango]

Inty ny fafana mampiseho ny tanàn-dehibe andalovan' i Rhin:

Rhin-kmTanànamponina
167Basel ( Soisa})172.000OberrheinL
294Strasbourg ( Frantsa)279.000OberrheinL
359Karlsruhe ( Alemaina)313.000OberrheinR
425Mannheim309.000OberrheinR
425Ludwigshafen171.000OberrheinL
499Mainz217.000OberrheinL
503Wiesbaden278.000OberrheinR
591Koblenz114.000MittelrheinL
655Bonn327.000MittelrheinL
688Köln1.086.000NiederrheinL
699Leverkusen164.000NiederrheinR
740Neuss154.000NiederrheinL
743Düsseldorf619.000NiederrheinR
762Krefeld227.000NiederrheinL
777Duisburg499.000NiederrheinR
884Nijmegen ( Nederlandy)176.000DeltaL (Waal)
1000Rotterdam646.000DeltaR (Nieuwe Maas)
(Nederrijn)Arnheim159.000DeltaR (Nederrijn)
(Oude Rijn)Utrecht353.000DeltaR (Oude Rijn)
(Oude Rijn)Leiden125.000DeltaR (Oude Rijn)

Jereo Koa

[hanova |hanova ny fango]


Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Rhin&oldid=1088129"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp