Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina

Avy amin'i Wikipedia
Mbolaambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

((zh))
中华人民共和国
中華人民共和國
Zhōnghuá Rénmín Gònghéguó
((zh))
Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina((mg))
([[|Antsipirihany]])([[|Antsipirihany]])
Teny filamatra: Compter sur ses propres forces
Teny ofisialySinoa (Mandarina)
RenivohitraBeijing
39° 55' N, 116° 23' E
Tanàna ngeza indrindraShanghai
Fitondrana sy governemanta
 -Filoha
 -Praiministra
Repoblika entim-bahoaka (tamin'ny1949)
Xi Jinping
Li Qiang
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 3 na 4
9 640 821km²
2,8%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 -hakitroka
faha 1
1 360 445 010 mpo.
141 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponinaSinoa
IDH (2005) 0,777 (antonontonony) faha 81
Sandam-bolayuanRenminbi (CNY)
Faritr'oraUTC +8
Hiram-pirenenaLa Marche des Volontaires
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+86

ISina na nyRepoblika Entim-Bahoakan' i Sina dia firenena anyAzia Atsinanana. Ny isan' ny mponina ao aminy dia mihoatra ny 1,3 lavitrisa, 1/5n' ny isan' ny mponina eto an-tany, izy noho izany no firenena be olona indrindra eto an-tany. Hatry ny 1979, mba tsy "hipoaka" ilay firenena noho ny habetsaky ny olona, ferana ho tokana ny isan' ny zaza anatin' ny tokantrano iray ho an' nySinoahàna. Nanomboka tamin' ny taona 2013, dia nomena alalana hiteraka zaza roa ny mpivady izay nateraka ho zaza tokana. Amin' ny velarany misy 9 641 144 km², firenena ngeza indrindra anyAzia Atsinanana i Sina, ary izy no firenena fahatelo lehibe indrindra maneran-tany amin' ny velarana, ao aorian' iRosia sy iKanada.

Voaorina tamin' ny 1 Ôktôbra 1949 ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina, nanaraka ny fandresen' ny antoko kômonista sinoa an' i Guomindang. I Sina dia sivilizasiôna tranainy indrindra mbola misy eto an-tany amin' izao tontolo izao, efa nisy 5 000 taona lasa izy. Ankehitriny, miseho ho repoblika sôsialista izy, antoko iray no mitondra, manana hasina amin' ny faritany 22 ary faritany mizaka tena dimy, kaominina efatra ary faritany administrativa manokana (Hong-Kong sy Macao).

Tantara

[hanova |hanova ny fango]

Tamin' ny 1949 dia nanapitra ny fakan' ny hasina ambon' i Sina an-kôntinenta ny kômonista (miaraka amin' ny nosy Hainan). Tapitra teo ny andron' ny ady an-trano sy ny fizaràna ara-pôlitika. Tamin' ny 1 Ôktôbra dia nanambara ny fiforonan' ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina iMao Zedong teo amin' ny toerana Tien'anmen, anyBeijing. Lasa tanyTaiwan ny olon' iGuonmindang, Ilay hasina vaovao te hanome toerana ny lamina ekônomika sy sôsialy vaovao, mifantoka amin' ny ohatrasôvietika sy atao ho an' ny zava-misy sinoa.

Jeôgrafia

[hanova |hanova ny fango]

Tanin' ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina

[hanova |hanova ny fango]

Manana olana momba ny sisintany ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina. Ny tena goavana be dia ilay olana ara-tsisintany mikasika ny nosin' iTaioana. Tononin' ny Taioaney hoe "Repoblikan' i Sina" ny tenany; mitonon-tena ho Sinoa ny Taioaney nefa manao fahaleovantena ara-pôlitika (tsy manaiky ny komonisma ny Sinoa mipetraka any Taioàna). Na dia tsy nisy fiovàna aza tamin' ny lalàm-panorenana, tsy mitaky ny fiandrianam-pirenena intsony ary milaza ihany ny fitondran' i Taioàna hoe firenena ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina. Tsy miaiky ny fikambanana iraisam-pirenena hoe firenena manana fahaleovantena i Taioàna (ohatra nyFirenena Mikambana). Miteny ny RES hoe faritany fotsiny ihany ny nosin' i Taoàna. Nanao tolo-kevitra ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina mba hitambatra ao aminy ny Repoblikan' i Sina[1], fa tsy neken' ny fitondranan' ny Repoblikan' i Sina io tolo-kevitra io hatramin' izao.

  • Repoblika Entim-Bahoakan'i Sina - 中华人民共和国 - China
  • Beijing
    Beijing
  • Great Wall of China
    Great Wall of China
  • Dazu, Baoding Shan
    Dazu, Baoding Shan
  • Li river
    Li river
  • Yangshuo
    Yangshuo
  • Luoyang, Longmen grottoes
    Luoyang, Longmen grottoes
  • Xi'an, Terracotta Army‎‎
    Xi'an, Terracotta Army‎‎
  • Shanghai
    Shanghai

Tontolo iainana sy ny fiovan' ny toetrandro

[hanova |hanova ny fango]

Demôgrafia

[hanova |hanova ny fango]

Ny politikan' nyZanaka tokana

[hanova |hanova ny fango]

Tsi-fitovian' ny isan' ny vavy sy ny lehilahy

[hanova |hanova ny fango]

Ny foko 56: -Han

[hanova |hanova ny fango]

-Ny foko 55

[hanova |hanova ny fango]

Toekarena sôsialista

[hanova |hanova ny fango]

Pôlitika

[hanova |hanova ny fango]

Sivana

[hanova |hanova ny fango]

Fahasalamana

[hanova |hanova ny fango]

Filaminana administrativa

[hanova |hanova ny fango]

Fianarana

[hanova |hanova ny fango]

Kolontsaina

[hanova |hanova ny fango]

Fiteny

[hanova |hanova ny fango]

Fiteny sinoa

[hanova |hanova ny fango]

Nyfiteny sinoa dia fiteny voasokajy ao amin' nyfiteny sinô-tibetaina. 1,3 lavitrisa mahery ny isan' ny olona miteny sinoa eto an-tany. Ny teny sinoa dia ao amin' ny vondrom-piteny sinitika, izay antsona hoe "sinoa". Izao ny sampan' ny fiteny sinoa:fiteny sinoa mandarina (izay manana sata ôfisialy),fiteny wu (izay ampiasaina ao amin' ny faritanin' iJiangsy ary aoZhejiang),fiteny kantôney (tenenina ao amin' ny faritanin' iGuangdong, iGuangxi),fiteny gan (tenenina ao amin' ny faritanin' i Jiangxi),fiteny hakka (tenenina ao amin' ny tapany avaratr' iGuangdong syFujian), nyfiteny min (izay hita ao amin' ny faritanin' i Guangdong, ny Fijian), nyfiteny xiang (aoHunan), nyfiteny jin (any amin' ny tapany avaratr' i Sina, karazany amin' ny fiteny sinoa avaratra), nyfiteny hui (karazan' ny fiteny wu),fiteny ping (karazan' ny fiteny kantôney).

Kôdy

[hanova |hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
  • Firenena ao Azia:

Afganistàna -Arabia Saodita -Armenia -Azerbaijàna -Bangladesy -Bareina -Botàna -Broney -Emirata Arabo Mitambatra -Filipina -Iemena -India -Indônezia -Iràka -Iràna -Israely -Japàna -Jôrdania -Kambôdia -Katara -Kazakstàna -Kirgizistàna -Kôety -Kôrea Atsimo -Kôrea Avaratra -Laôsy -Libàna -Maldiva -Malezia -Mianmara -Môngôlia -Nepaly -Ômàna -Ozbekistàna -Pakistàna -Palestina (fanjakana) -Rosia -Sina -Singaporo -Siria -Srilanka -Tailandy -Taioàna -Tajikistàna -Torkia -Torkmenistàna -Vietnamy.

  • Kôntinenta eto an-tany

Afrika -Amerika (Amerika Avaratra -Amerika Atsimo) -Azia -Eorôpa -Ôseania -Antarktika

  • Kolontsaina sinoa

Tetiandro sinoa -Kôminisma -Sôsialisma -Kônfosianisa -Taôisma -Bodisma - .

Mbolaambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Rohy ivelany

[hanova |hanova ny fango]

Tsiahy

[hanova |hanova ny fango]
  1. Hevitr'i Deng Xiao Ping
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Repoblika_Entim-Bahoakan%27_i_Sina&oldid=1099037"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp