|
Rembrandt
|
Ankapobeny
|
Anarana | Rembrandt |
Teraka | 15 Jolay 1606 |
Maty | 4 Oktobra 1669 |
Fiaviana sy ny andraikitra
|
Asa : | Tsy fantatra |
Fiainana manokana
|
|
IRembrandt Harmenszoon van Rijn, izay antsoina matetika amin'ny anarany voalohany hoeRembrandt, dia mpanao hosodoko sy mpanao pirintyneerlandey. Teraka tao Leiden tamin' ny 15 Jolay 1606 na 1607 izy ary maty tamin' ny 4 Oktobra 1669 taoAmsterdam. Mpanakanto nanao fanavaozana sy nanao asa betsaka izy, amin' ny ankapobeny dia heverina ho anisan' ny mpanao zavakanto hita maso lehibe indrindra teo amin' ny tantaran' ny hosodoko izy ary anisan' ny mpanao hosodoko manan-danja indrindra tao amin' ny Sekoly Hôlandey (neerlandey:Hollandse School) tamin' ny taonjato faha-17 izay Andro Volamena Neerlandey (neerlandey:Gouden Eeuw).
Ny vadiny dia Saskia van Uylenburgh. Ny zanany dia Titus van Rijn, Cornelia van Rijn.