Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Reconquista

Avy amin'i Wikipedia
Fivoaran' ny faritany azon' ny Reconquista mifototra amin' ny fivoaran' ny fiteny ao amin' nySaikinosy Iberiana.

NyReconquista dia fe-potoana sy hetsika naharitra 800 taona tamin' nyAndro Antenatenany izay nanaovan' ny fanjakana kristiana maromaro fanitarany ny taniny tao amin' nySaikanosy Iberiana tamin' ny fandreseny ny fanjakana mozilmana rehetra tao Al-Andalus, ary nandroaka azy ireo hivoaka avy ao amin' ilaysaikanosy.

Ny Reconquista dia nanomboka fotoana fohy taorian' ny fandresena sy fanitaran-tany silamo. Maro amin' ny foto-kevitry ny Reconquista no mahazatra tao amin' ny ankamaroan' nyKroazada: miaramila avy amin' nyTontolo Kristiana manontolo nandeha tany Iberia mba hiady amin' nyMozilmana ho fibebahana kristiana.

Nifarana ny Reconquista tamin' ny 2 Janoary 1492 tamin' ny fandrese,a su fakana an' iGranada. Ny mpitondra mozilmana farany tao Granada dia nanolotra ny fanjakany tamin' i Ferdinand II any Aragon sy Isabella I any Castile, izay mpanjaka katôlika (espaniôla:los Reyes Católicos). Nanamarika ny fiafaran' ny fitondran' ny Mozilmana tao Iberia io hetsika io.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Reconquista&oldid=1065587"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp