Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Ranomasina Mainty

Avy amin'i Wikipedia
Ranomasina Mainty

NyRanomasina Mainty dia ranomasina ao atsimo atsinanan' iEorôpa. Ny tany mamaritra azy dia iAnatôlia ary iKaokazy. Mifandray amin' nyRanomasimbe Atlantika amin' ny alalan' nyRanomasina Egea sy nyRanomasina Mediteranea ilay ranomasina. Ny ranomasina hafa mifandray amin' ny Ranomasina Mainty dia nyRanomasin' i Azov, amin' ny alalan' ny Andilan-tanin' i Kerch .

Mifandray amin' ny Ranomasina Mediteranea ilay ranomasina amin' ny alalan' ny Andilandranon' i Dardanela sy ny Andilandranon' i Bosifaoro izay ahitana ny tanànan' iIstanbul anyTorkia.

Ireo tanàna lehibe hita eo moron' ny Ranomasina Mainty: i Batumi, i Burgas, iConstanța, i Giresun, i Hopa, iIstanbul, i Kerch, i Mangalia, i Năvodari, i Novorossiysk, iOdessa, i Ordu, i Poti, i Rize, i Samsun, iSevastopol, iSochi, i Sukhumi, i Trabzon, i Varna, iYalta ary i Zonguldak.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Ranomasina_Mainty&oldid=1120766"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp