Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Ranomasimbe Atlantika

Avy amin'i Wikipedia
Ny Ranomaismbe Atlantika miloko manga

NyRanomasimbe Atlantika dia anisan' nyranomasimbe dimy eto an-tany. Ny velarany dia 106 tapitrisa km², noho izany, izy no ranomasimbe ngeza indrindra ao aorian' nyRanomasimbe Pasifika. Ny Ranomasimbe Atlantika dia vokatry ny fisarahan' nyKôntinenta Eorô-Afrikana sy nyKôntinanta Amerikana 180 tapitrisa taona lasa izay. Ny Ranomasimbe Atlantika no ranomasina niaingan' ny fihazana eorôpeana nandritry ny taonjato maro. Amin' izao fotoana izao dia mbola lalana ifandraisana manan-danja izy ho an' ny firenena manana morontsiraka amin' io ranomasina io ary manana anjara jeôpôlitika lehibe.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Nyranomasimbe

Arktika

Atlantika

Antarktika

Indianina

Pasifika
Mbolaambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Ranomasimbe_Atlantika&oldid=1065737"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp